Venosy (planeta)
Apparence
"Venosy" dis mivily eto. Ho an'ny fampiasana hafa dia jereo Venosy (andriamanibavy).
I Venosy (marika: ) dia ny fajiry na planeta faharoa mihodikodina manodidina ny Masoandro. Io no ataon' ny Malagasy hoe Fitarikandro[1]. Ny halavirany amin' ny Masoandro dia 108 tapitrisa km. Noho ny hatevin' ny sosondrivony sy noho ny fahafahany mitazona hafanana dia eo amin' ny 465 °C hatramin' ny 490 °C ny mari-pana eo amin' ny trôpôsferan'ilay fajiry.
Ny tsindry amin' ny faritra ambanin' ny trôpôsfera dia eo amin' ny 92 bar (in-92n' ny tsindrin' ny soson-drivotry ny tany), 95 % ny tahan' ny diôksida karbônan' ilay soson-drivotra. Ny herin-kazavany dia eo amin' ny -4,6.
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Caractéristiques de Vénus sur le site de l'IMCCE
- http://www.dil.univ-mrs.fr/~gispert/enseignement/astronomie/2eme_partie/planetes/Venus.html
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Ireo fajirin' ny Masoandro
Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]
- ↑ "Fitarikandro", tenymalagasy.org