www.fgks.org   »   [go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Dokotera

Avy amin'i Wikipedia
  1. Ny dokotera dia olona nahazo taratasy fahafahana mitsabo izay nandia fianarana sy nandalina ny fikarohana momban'ny fitsaboana sy fahasalamana ka afaka ny fanadinana ny maha-dokotera azy.
  2. Ny olona nandia fianarana sy nanao fikaroana amin'ny taranja iray ka afaka fanadinana sy nahazo diplaoma dia azo lazaina koa hoe dokotera amin'ilay taranjany.