www.fgks.org   »   [go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Foto-pampianarana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''foto-pampianarana''' dia fitambaran'ny fiheverana ao amin' ny [[rijan-kevitra]] apetraky ny mpanoratra na ny vondro-mpanoratra ho marina. Ny foto-pampianarana dia mety ho heverina indraindray ho mamitaka, tsara lahatra ka marina ivelany fotsiny, na tsy manome fahafahana hiady hevitra fa ekena tsotra izao (dôgmatika), arakaraka ny fiaviany izay mety ho ara-[[Fivavahana|pivavahana]] na ara-[[Fedrà|pedrà]]. Ny foto-pampianarana dia misy lafiny ara-pirehan-kevitra sady mety mahakasika ny [[Politika|pôlitika]], ny [[lalàna]], ny [[Toe-karena|toekarena]], ny [[fivavahana]], ny [[filôzôfia]], ny [[siansa]], ny [[Fiaraha-monina|fiarahamonina]], ny tafika, sns.
Ny '''foto-pampianarana''' dia fitambaran' ny fiheverana ao amin' ny [[rijan-kevitra]] apetraky ny mpanoratra na ny vondro-mpanoratra ho marina. Indraindray dia mety ho heverina ho mamitaka sy tsara lahatra ka marina ivelany fotsiny ny foto-pampianarana, na tsy manome fahafahana hiady hevitra fa ekena tsotra izao ([[Dôgmatisma|dôgmatika]]), arakaraka ny fiaviany, izay mety ho ara-[[Fivavahana|pivavahana]] na ara-[[Fedrà|pedrà]]. Misy lafiny ara-pirehan-kevitra sady mety mahakasika ny [[Politika|pôlitika]], ny [[lalàna]], ny [[Toe-karena|toekarena]], ny [[fivavahana]], ny [[filôzôfia]], ny [[siansa]], ny [[Fiaraha-monina|fiarahamonina]], ny tafika, sns ny foto-pampianarana.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrika tamin'ity 17 Jiona 2023 à 07:59 ity

Ny foto-pampianarana dia fitambaran' ny fiheverana ao amin' ny rijan-kevitra apetraky ny mpanoratra na ny vondro-mpanoratra ho marina. Indraindray dia mety ho heverina ho mamitaka sy tsara lahatra ka marina ivelany fotsiny ny foto-pampianarana, na tsy manome fahafahana hiady hevitra fa ekena tsotra izao (dôgmatika), arakaraka ny fiaviany, izay mety ho ara-pivavahana na ara-pedrà. Misy lafiny ara-pirehan-kevitra sady mety mahakasika ny pôlitika, ny lalàna, ny toekarena, ny fivavahana, ny filôzôfia, ny siansa, ny fiarahamonina, ny tafika, sns ny foto-pampianarana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]